Actualités

Andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora Omaly no nanamarihana azy


  • Alakamisy 13 Aogositra 2020

Ankalazaina isan-taona ny 12 aogositra ny andro iraisam-pirenena ho an'ny tanora. Natao izany mba hisarihana ny sain'ny fiaraha-monina iraisam-pirenena amin'ny olana mety mianjady amin'ny tanora.

 

 

 Andro iray ihany koa entina hankalazana ny fahaiza manaon'ireo tanora eo anivon'ny fiaraha-monina. Tsy latsa-danja amin'izany ireo tanora mpilalao baolina kitra eto Madagasikara izay manana ny maha izy azy avokoa, na ny lahy na ny vavy. Anisan'ny laharam-pahamehina ho an'ny Federasiona FMF ny fanohanana ireo tanora ireo amin'ny sehatry ny baolina kitra. Mankahery ireo tanora Malagasy hatrany hilofo amin'ny fanaovana fanatanjahantena ary hitondra avo ny voninahitr'i Madagasikara manerana izao tontolo izao.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT