ANDRIAMBELONOMBY AMBOSITRA

Zaza menavava hita faty tsy nisy loha sy tanana


  • Zoma 15 Novambra 2024

Zaza menavava iray lahikely no fantatra fa hita faty efa tsy nisy loha sy tanana intsony omaly

Alakamisy 14 Novambra tany Andriambelonomby Ambositra. Mpanamboatra harina fandrehitra raha araka ny vaovao azo no nahita ny razana ka nampandre avy hatrany ny fokonolona tao an-tanana. Rehefa natao moa ny fizahana dia fantatra fa fanahiniana notapahana mihitsy ny tananan’ity zaza tsy manan-tsiny ity sy ny lohany. Fantatra ihany koa fa nosaritahan’ny alika ilay zaza noho ilay lavaka nandevenana azy iva loatra. Efa misokatra moa ny fanadihadiana mikasika ny antony tena namonoana ity zaza ity marina sy ireo nahavanon-doza.
Nangonin’i Pati
Legende : Nandritra ny nandevenana ilay zaza !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT