Actualités

Andriamasimanana Auréline Mahatsiaro ny any Ambato toy ny isan-taona


  • Alakamisy 25 Jona 2015

Noho izao fahatongavan’ny fetin’ny fahaleovantena izao dia mahatsiaro manana andraikitra sy adidy manoloana ny mpiray tanindrazana amin’ny tena izahay, hoy ny depiote Andriamasimanana Auréline

 

. Toy ny isan-taona dia manao izay hamparesaka ny tanàna tena hanao fety izahay ka tamin’ity indray mitoraka ity dia nitondra ny vokatry ny fo : harendrina 3 000 isa ho an’ny ankizy  ary akanjo mafana ho an’ny zanak’ireo sahirana sy ho an’ireo zokiolona. Mbola hisy koa moa ny solombodiakoho hatolotra ireto farany amin’ny maha-asaramanitra ny andro. Tsy misy ho zanak’Ikala hafa ny kaominina 22 misy aty amin’ny distrikan’Ambatondrazaka fa samy hahazo ny tandrify azy avy dia mba ho tena Miray Hina tokoa Ambatondrazaka. Marihina fa teo aloha izahay dia efa nanolotra ordinatera tsirairay avy ho an’ireo Chef Cisco rehetra manerana ny distrika.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT