Actualités

Andranomanelatra Fiara kely tratra nitatitra olona an-tsokosoko


  • Alarobia 19 Aogositra 2020

Fiara marika renault clio iray no saron’ny zandary teo Andranomanelatra saika hitatitra olona an-tsokosoko avy ao Antsirabe hiazo an’Antananarivo omaly talata maraina.

 

 

 

 Olona 4 no hita tao anatiny izay fantatra fa nakan’ilay mpamily saran-dalana 8 alina ka hatramin’ny 1 hetsy Ar isanisany. Ankoatra io hadisoana goavana nataon’ilay mpamily io dia fantatra fa fitsirihana ara-teknika efa lany daty sy fampiasana taratasy fahaverezana hitondrana fiara no nampiasainy. Naiditra ambalam-pamonjana mandritra ny 15 andro avy hatrany moa ilay fiara ary mandoa ny sarany mifanaraka amin’izany ny tompony. Nampanaovina fanambarana an-tsoratra kosa ireo olona tao anatiny avy nalefa nody taorian’izany.

Nangonin’i

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT