Andranomadio P

elle 11


  • Alakamisy 05 Jona 2014

Anjakan’ny “Maro Andavaka” ankehitriny ny ao Andranomadio P/elle 11/43. Efa rava ity andian-jiolahy ity teo aloha saingy niverina indray izany izao.

Ny alarobia tokony tamin’ny 01ora maraina, dia nanafika fivarotana roa tao izy ireo, izay nandeha andiany maro araka ny fanazavan’ny mponina ka vehivavy ny telo. Basy PA telo sy kalaky iray ary sabatra no fitondran’ireto “Maro Andavaka” ireto, ka lasan’izy ireo avokoa ny vola matin’ireo fivarotana ireo ny tontolo andro sy ny tahiry tao an-trano ary notaomin’izy ireo tamin’ny gony ny entana tao anatin’ireo fivarotana ireo. Nisy ramatoa iray nahavita niantso vonjy tamin’ny fandrobana ny toeram-pivarotany, vao nivoaka ny trano hamonjy azy ny lehilahy iray tifitra avy hatrany no nitsena azy ka maty tsy tra-drano.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

Hijery ny tohiny
FTT