Actualités

Andodabe – Toamasina II Tratra ilay biby hafahafa nandripaka alika


  • Alakamisy 13 Aogositra 2020

Nahafaty alika 5 sy zanak'alika 1 ny biby anankiray antsoina hoe “Katraboana” raha ny fampitam-baovao momba ny zava-niseho tao amin’ny amin'ny Fokontany Antanambao Kaominina Andodabe,

 

 

 any Toamasina II. Nisahotaka ny iray tanàna nahita ireo alika nitsipatsipaka. Raikitra noho izany ny velam-pandrika, ka tratra ary novoina ilay biby. Mitovitovy amin'ny alika ihany izy io fa lava nify be ary, tsy mitovy halava ny tongony sy ny tanany. Asa na ity Katraboana ity ihany ilay antsoin’ny eto afovoan-tany hoe kelibetratra na hafa mihitsy ?

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT