Actualités

Andilamena Tovolahy novonoina dia nahantona


  • Alakamisy 11 Septambra 2014

Mihorohoro ny mponina any amin’ny tanànan’Ambohimanoro Antanimenabaka distrikan’Andilamena fa mirongatra indray ny asan-jiolahy

. Raim-pianakaviana iray no nisy namono ny talata alina lasa teo. Rehefa maty dia nahantona tao an-tranony, araka ny filazan'ny mpitandro ny filaminana. Tanàna somary lavitra andriana ihany Ambohimanoro ka manararaotra toy ny banga mihomehy alina ny jiolahy. Mandry andriranantsy tanteraka, araka izany, ny mponina any Antanimenabaka, indrindra ny any Ambohimanoro. Efa manao ny fikarohana ireo olon-dratsy ny mpitandro ny filaminana avy amin’ny holafy faha-316 Analangoaika.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT