Actualités

Analanjirofo Nodimandry tampoka ny lehiben’ny faritra


  • Zoma 29 Mey 2020

Misaona ny faritr’Analanjirofo satria dia nodimandry omaly maraina ny lehiben’ny faritra vonjimaika, Honoré Tsaramandihy.

 

Somary tampoka ho an’ny rehetra ihany ny nandrenesana ity voina ity, raha ny fampitam-baovao avy any an-toerana. Ny 3 mey teo no nahenoana vaovao farany momba azy nandritry ny fanaterany rom-patsa ho ana renim-pianakaviana iray teraka kambana 3 tao Mahambo. Mandra-panendry izay governora ao amin’ity faritra ity dia izy no nitana ny toeran’ny lehiben’ny faritra Analanjirofo kanjo moa izao heno ho nodimandry tampoka izao. Andrasana ihany koa hatreto ny vaovao ofisialy mikasika ny mety ho anton’izany fahafatesana izany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT