Actualités

Analamahitsy Tsy misy fantatra ny momba ilay zazavavy hita nirenireny


  • Talata 04 Aprily 2023

Zazavavy kely iray no nisy nahita nirenireny tetsy Analamahitsy omaly. Naterin'ny olona teny amin'ny biraon'ny Polisy izy, noho izany, raha ny fampitam-baovao voaray.

Tsy misy fantatra ny momba azy sy ny toerana hipetrahany noho izy tsy miteny, hoy ny fanazavana. Manao antso ny Polisim-pirenena ho an'izay olona mahafantatra azy mba hilaza amin'ny fianakaviany fa eny amin'ny Polisy misahana ny zaza tsy ampy taona eny Tsaralalana no misy azy na koa hiantso ny laharana 034 05 703 73.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT