Analakely, akaikin’ny farmasia

Trana iray nirehitra ny sabotsy bteo


  • Alatsinainy 13 Janoary 2025

Ny marainan’ny sabotsy teo, tokony ho tamin’ny 2 ora sy fahefany, dia nitrangàna hain-trano teny Analakely,

akaikin’ny farmasia Rakotoarivony, hoy ny fampitam-baovao voaray. Ilay trano gasy ampitan’ny lisea JJ Rabearivelo no voalaza fa nipoiran’ny afo, izay mbola tsy fantatra mazava hatreto ny tena antony. Tsy lavitra ny toerana moa ny sampana mpamonjy voina ka tsy ela dia voafehy ny fiitaran’izany afo izany. Tsy nisy ny aina nafoy saingy nisy kosa ny fahasimbana fananana ho an’ireo traboina teny an-toerana, raha ny fampitam-baovao hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT