AMPITARIHANA MANANARA AVARATRA

Tovolahy hita faty tao anaty rano


  • Zoma 17 Janoary 2025

Tovolahy iray manodidina ny 35 taona eo ho eo no fantatra fa hita faty tao anaty tano tao Ampitarihana,

distrikan’i Mananara Avaratra, omaly Alakamisy 16 Janoary maraina. Mpanarato handeha hanao ny asany ara-dalana no nahita ny vatana mangatsiakany efa tsy mihetsika intsony. Mpitsena omby ao amin'ny Bazaribe Mananara Avaratra ity tovolahy hita faty ity hoy ny loharanom-baovao. Tsy fantatra kosa anefa izay antony niteraka ny fahafatesany izay tsy teny ambonin’ny tany akory fat any anaty rano. Andrasana ny vokatry ny fanadihadiana hataon’ny mpitandro ny filaminana.
Pati
Legende : Nandritra ny fotoana nahitana ny razana !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT