Actualités

Amparemahitsy-Mahajanga II Mirongatra ny vaky trano


  • Alatsinainy 15 Septambra 2014

Tokantrano telo no indray vaky tao anatin’ny iray volana tao Amparemahitsy, Disitrikan’i Mahajanga II

. Nahazoan’ireo jiolahy vola mitentina dimy tapitrisa Ariary sy ny fitaovana samihafa toy ny fahitalavitra sy radio ny iray tamin’ireo tokantrano voatafika. Voatery manao andrimasom-pokonolona ny mponina. Mpamboly sy mpiompy anefa ny ankamaroan’ny mponina ao, ka mahatsiaro ho sahirana manoloana izany.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT