Tafapetraka amin`ny toerany ny lehiben'ny Distrikan'Ampanihy vaovao, Jovin Thomas Andriamaro.
Ao amin` ny Kaominina Renivohitra Ampanihy izy no hiasa. Ny iraka voalohany , dia nitsidika ny kaominina Amboropotsy izy, ary nandritra izany no nanararaotany nampisalotra ny samboady ny ben` ny tanànan` Amboropotsy.
Marigny A.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.