Amoron’ny reniranon’i Menantsimba

Lehilahy 22 taona no nanolana vehivavy 45 taona


  • Talata 05 Martsa 2024

Lehilahy iray 22 taona no nanolana vehivavy 45 taona teo

amoron'ny reniranon'i Menantsimba ny 2 martsa 2024, manodidina ny tamin'ny 6 ora hariva, hoy ny fampitam-baovao voaray. Ny Zandary sy ny vatan-dehilahy tao an-toerana no nanao ny fisamborana ity lehilahy nanao filan-dratsiny ity. Nentina haingana teny amin'ny borigadin’ny zandarimaria eny Ankarana ho fisorohana ny fitsaram-bahoaka tao an-toerana. Nentina nihazo ny CSB 2 Ankarana kosa ilay ramatoa nanaovana ny fizahana mahakasika ny fahasalamany, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT