Actualités

Amoron’i Mania Namboly Accacia ny any Fandriana


  • Talata 25 Aogositra 2020

Praogramam-panjakana ankehitriny ny hamerina an i Madagasikara ho Nosy Maitso hananantsika Tontolo iainana

 

 

 

mirindra sy fandrosoana Lovainjafy ka tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo tany amin’ny kaominina ambanivohitr’i Fandriana dia notanterahina niaraka tamin-dRtoa depioten’i Fandriana niaraka tamin’ny DREDD Amoron i Mania sy ny Distrikan i Fandriana, ny Sefon’ala ao Fandriana sy ny “Association des éxploitants forestiers” ary ny kaominina ambonivohitr’i Fandriana Mifandray ny fikarakaràna ny tanin janan kazo ho an’ny CU Fandriana izay “accacia” no nafafy tamin’izany ary zana-kazo100.000 isa no handrasana hitsimoka amin izany. Ho avy ny anjaran ireo kaominina ambanivohitra rehetra ary éfa maro ihany koa ny mamboly hazo fihinam-boa toy ny kafe. Nentanina tamin’io fotoana io ny tsy tokony handoron’ny olona fahatana ny ala satria “Fandriana Maitso no tanjona”.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT