Actualités

Ambovombe Androy Efa milamina ny toe-draharaha


  • Zoma 08 Mey 2020

Nanome vaovao mikasika ilay raharaha nahitana savorovoro tany Ambovombe Androy ankehitriny ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena

 

 

 

 

 

. Nambarany fa efa nanomboka ny fametrahana ny vato fototry ny tsena manara-penitra , ary basy miisa 600 mahery ihany koa no naterin'ireo olon-tsotra an-tsitrapo tao amin’ny Faritra Matsiatra Ambony, ankoatr'ireo azo teny am-pelatanan'ny dahalo. Nandritra ny fanoloran’ny vondrona FILATEX fanampiana ho an’ny zandarimariam-pirenena tamin’ ny folakadron'ny 06 mey teo teny Betongolo no nahafantarana izany ho enti-miady amin’ny fiparitahan’ny COVID 19. Nahitana vary sy menaka ireo fanampiana ireo. Tonga nandray izany ireo jeneraly toy ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimaria sy ny komandin'ny zandarimariam-pirenena sy ireo tompon’andraitrika ambony.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT