Actualités

Ambony tonelina Ambanidia Nihotsaka ny tany sy tohatohabato fandehanana


  • Alarobia 24 Jona 2015

Tamin’ny fandalovana teny amin’ny lalana misy eo ambonin’ny tonelina Ambanidia no nahitana fa mihotsaka ny tany eo amin’ity toerana ity ary nirodana ihany koa ny tohatohabato fandehanana eny an-toerana

 

. Raha ny zava-misy natrehina maso dia tena atahorana mihitsy ny hirodanan’ireo trano eo ambonin’ity nihotsaka ity. Atahorana araka izany koa ny ho avin’ny tonelina ao ambany amin’ny ankapobeny. Mba hanairana ny sain’ny tompon’andraikitra ny fijerena ho laharam-pahamehana ity tranga misy etsy Ambohijatovo ity.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT