AMBOLOMADINIKA IKONGO

Raim-pianakaviana maty nanaton-tena


  • Alakamisy 14 Desambra 2023

Lehilahy raim-pianakaviana iray antsoina : MAROBIN Alexis fantatra amin’ny anarana hoe :

Tsiresy no namono tena nihantona tamin ´ny tady teo ambony hazo tao Vohimary, Fokontany Anivorano,kaominina Ambolomadinika,Distrikan´Ikongo. Omaly Alarobia 13 Desambra no nahitana ny vatana mangatsiakany tokony ho tamin’ny 07ora maraina. Ireo mponina teo amin’ny manodidina no nahita iilay razana ary niantso ireo tompon ´andraikitra tao an-tanana izy ireo.Tonga tany an-toerana moa ny dokotera sy ny mpitandro-filaminana avy amin’ny zandarimariam-pirenena nanao ny fanaraha-maso raha vantany vao naheno io trangam- pahafatesana io.Tsy mbola fantatra mazava hatreto ny antony nahatonga azy namono-tena raha ny angom-baovao voaray avy any an-toerana. Namela vady iray sy kamboty telo (3)ilay tovolahy maty io raha ny fanavazan ´ireo tompon-kavana.
Pati
Legende : Tahaka izao ny nanjo ilay ranamana io !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT