AMBOHITRIMANJAKA

Rongony 1 taonina no nodorana


  • Zoma 24 Janoary 2025

Rongony milanja 1025 kg no saron'ny Polisy miady amin'ny fiparitahana sy fidorohana

zava-mahadomelina tamin’ity volana Janoary ity no nodorana teny Ambohitrimanjaka omaly Alakamisy 23 Janoary rehefa nahazo ny fankatoavana avy amin'ny Fitsarana. Ny 08 sy 10 janoary teo no nahatrarana ireto rongony ireto tany Antsirabe niaraka tamin'ny olona miisa 06, izay samy efa natolotra ny Fitsarana ary efa naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora avokoa. Loharanom-baovao avy amin’olon-tsotra ka nametrahana paikady maro no nahazoana izao vokatra izao sy nahatratrarana ambodiomby an’ireo mpanao trafikana rongony ireo.
Pati
Legende : Nandritra ny fandorana ireo rongony !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT