AMBOHIMANGA ROVA

Tratra ilay nanolana zazalahy manana fahasembanana


  • Alakamisy 13 Jona 2024

Zazalahy kely iray voalaza ho manana fahasembanana no fantatra fa naolana lehilahy

iray 36 taona tao amin’ny Fokontany Iavoambony, kaominina Ambohimanga Rova. Lehilahy iray 36 taona no fantatra fa nanolana azy nandritra ny fiandrasam-paty notanterahina ny alin’ny 11 nifoha omaly Alarobia 12 Jona. Raha ny fantatra moa dia nisy nahatsikaritra ny nitondran'ilay lehilahy mpanolana ity zazalahy ity tany an-tranony nanaovany ny filan-dratsiny. Ireto farany no nitoroka ka nosamborina avy hatrany ilay tsy mataho-tody. Manana olana ara-pivoahana moa ity zazalahy manana fahasembanana nisy nanolana ity vokatry ny dona mafy loatra nahazo azy.
Pati
Legende : Ity efa nosamborina ity ilay tsy mataho-tody !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT