AMBOHIDRATRIMO

Zazavavy kely 6 taona hita nirenireny teny amin'ny karieram-bato


  • Alarobia 24 Septambra 2025

Zazavavikely tokony ho 6 taona eo ho

eo afak'omaly 22 Septambra tokony ho tamin'ny 07 ora sy 40 minitra no nisy nahita nirenireny teny Ambohidratrimo.Olon-tsotra avy eny Ambolomborona kaominina sy distrikan' Ambohidratrimo no nahita azy irery tsy nisy olon-dehibe niaraka taminy teny Ambavarano, toerana misy io karieram-bato io. Raha araka ny fantatra dia izany Mercy izany no anarany. Nandray ny andraikitra avy hatrany io olona nahita azy io nitondra ilay zaza teo anivon'ny zandarimaria, borigadin'Ambohidratrimo. Zarazara fihodirana, mirefy 1,10 m eo ho eo ilay zaza. Manao robe violet sy peignoir fotsy misy mainty. Ny zandarimaria no manome sakafo azy. Mbola tsy nisy tohiny ny vaovao hatramin'ny omaly fotoana nanoratanay.
Pati
Légende : Ity ilay zazavavy kely !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT