Actualités

Ambohidrapeto ITAOSY Tovolahy maty nihotsahan’ny vato


  • Alakamisy 07 Aogositra 2014

Tovolahy iray no maty tsy tra-drano ny talata lasa teo tamin’ny 11 ora atoandro teny Ambohidrapeto Itaosy noho ny fihotsahan’ny karieram-bato

ay. Adiny iray taty aorian’io ora io vao voasikotra ny razana ka potika tanteraka tsy nisy nojerena intsony. Raha ny fantatra dia omaly ihany dia tsy maintsy nalevina ity tovolahy ity noho ny fahapotehan’ny razana. Lahy tokana ny lehilahy eo anivon’ny fianakaviany ary saika handeha hiala sasatra  any ambanivohitra saingy tsy salama ny reniny dia voatery nijanona hitsabo azy , kinanjo izy izao nindaosin’ny fahafatesana izao. Sambany vao nisy tranga tahaka izao  teny amin’iny faritra iny.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT