AMBOHIDRAPETO

Hangotraka ny « podium » rahampitso hariva


  • Alatsinainy 24 Jona 2024

Hiavaka ny fankalazana ny Fetim-pirenena 26 Jona ho an’ny kaominina Ambohidrapeto, distrikan’Atsimondrano.

Hikarakara podium lehibe ny Ben'ny tanana Nalinirina Andriantsilavo Mihary rahampitso Talata 25 Jona hariva. Eo an-tokontany malalaky ny kaominina no hanatontosana izany manomboka amin’ny 04 ora hariva ho fanomezana fahafaham-po ny vahoaka. Tafiditra ao anatin’izany ny fanampiana azy ireo mba tsy handeha lavitra fa eny an-tanana ihany dia mahita fety, indrindra amin’izao fotoana mampahazo vahana ny tsy fandriampahalemana izao. Hanafana ny fotoana mandritra izany i Nate Tex sy Micky ary Harena. Toraka izany koa i Ilou Belouh sy Tojomiary mpanentana.
Pati
Legende : Hafana ny eto amin’ny kaominina Ambohidrapeto rahampitso Talata 25 Jona alina !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT