AMBOHIBAO ANTEHIROKA

Mpianatra kely maty nianjera avy eny amin’ny rihina faharoa


  • Alatsinainy 24 Jona 2024

Zazavavy kely mpianatra vao 8 taona monja no fantatra fa nianjera teny amin’ny rihina

faharoan’ny sekoly nianarany ny Alakamisy 20 Jona teo ka namoy ny ainy teny Ambohibao Antehiroka teny. Tao amina sekoly tsy miankina iray eny an-toerana no nitranga ny loza ka tsy tana ny ain’ilay zaza. Handeha hamonjy fodiana ity zazavavy kely ity no izao tra-doza tampoka izao. Anisan’ny voamafy tamin’izany ny lohany sy ny vatany hoy ny loharanom-baovao. Tsy fantatra moa izay mety mbola ho tohin’ity raharaha ity. Ny vaovao farany azo dia efa voalevona soa aman-tsara ilay zaza.
Nangonin’i Pati
Sary fanehoana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT