AMBODIZOZORO AMPITATAFIKA

Ho tongan’ny mazava ihany


  • Alatsinainy 19 Febroary 2024

Ela ny ela fa ho afa-pahasahiranana ireo mponina ao

amin’ny Fokontany Ambodizozoro, kaominina Ampitatafika, distrikan’Atsimondrano. Raha araka ny vaovao azo mantsy dia hiditra tsy ho ela ao amin’ity Fokontany iray ity ny hazavana amin’ny alalan’ny herinaratra vatsian’ny orinasa JIRAMA. Raha tsiahivina kely dia ity Fokontany iray ity no Fokontany mbola tsy nanana herinaratra mihitsy tao anatin’ny kaominina Ampitatafika. Saika miaina ao anatin’ny fividianana labozia sy ny fampiasana ny jiro solitany isan’andro hatrany ny isan-tokantrano vokatr’izany, antony nitadiavan’ny Ben’ny tanana Rado Ramparaoelina sy ny ekipany hevitra. Notsindrian’ireo mponina noho izany fa zavatra mbola tsy niainan’izy ireo tao anatin’ny 60 taona lasa izao fahazoana herinaratra izao noho izany hiezaka handoa hetra izy ireo, ho tamberin'andraikitra.
Pati
Legende : Ho afaka amin’ny tsy fandriampahalemana amin’izay ny tananan’Ambodizozoro !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT