Actualités

Ambilobe Nosamborina ilay mpanely tsaho


  • Alarobia 30 Septambra 2020

Lehilahy iray mpanely vaovao tsy marina sy manakorontana saim-bahoaka any amin’iny distrikan’Ambilobe iny no nosamborin’ny polisy misahana ny cybercriminalité any an-toerana.

 

 

 

 Ao anatin’ny kaontiny ihany ity lehilahy ity no manao izany izay tonga hatrany amin’ny fiantsiana ady sy fampiadiana foko mihitsy raha araka ny loharanom-baovao azo. Tsy izy irery anefa no manao izany fa misy namany hafa ihany koa izay mbola tadiavina fatratra. Efa eo am-pelatanan’ny tompon’andraikitra ny tovolahy hatao fanadihadiana.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT