Actualités

Ambatonjara Alasora Saika hamono ho hafaty ny mpampiasa azy ilay lehilahy


  • Alarobia 26 Aprily 2023

Lehilahy iray mpanampy an-trano ary efa noroahina no fantatra fa nikasa hamono hahafaty ireo mpampiasa azy teny Ambatonjara Alasora omaly.

Famaky no fitaovana nentiny nandritra izany. Talohan’io tranga io dia fantatra fa efa nangala-bola tao amin’io tokantrano io ilay ranamana ity ka naiditra teny Antanimora. Raha vantany vao tafavoaka ny fonja anefa izy dia ireo mpampiasa azy taloha no nohazainy voalohany. Taorian’ny fanadihadiana natao tamin’ity tovolahy ity moa dia nalefan’ny fampanoavana eny Tsiafahy izy ho famaizana azy. Tsiahivina fa vokatry ny fanomezam-baovao avy amin’ny olona tsara sitrapo no nahatrarana ity lehilahy ity.
Pati
Legende : Eny Tsiafahy indray ilay ranamana ity no maka saina amin’izao
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT