Actualités

Ambatondrazaka Pastera any am-piangonana, ny jiolahy mibata ny entany


  • Talata 17 Jona 2014


 Lasibatry ny asan-jiolahy ny tranona pastera iray tao Ambatondrazaka tampon-tanàna ny alahady teo. Nandritra ny fotoana naha tany am-piangonana azy no nanararaotra namaky ny tranony ireo jiolahy. Very tamin’izany ny ordinatera roa, an’ny fiangonana ny iray ary an’i pastera ny iray, miampy fankantsary raitra iray ankoatra ireo entana hafa ihany koa. Misy ny olona ahiahiana. Efa eo am-pelatanan’ny mpitandro ny filaminana ny raharaha.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT