Ambatomirahavavy

Dibo-drano ny fambolena, ahiana ho tapaka ny làlana,…


  • Alatsinainy 19 Febroary 2024

Miakatra ny rano eny Ambatomirahavavy, tondraka tanteraka ny rano,

ary mitady ho tapaka ny lalana. Mihoatra ny fefiloha ny renirano Katsaoka, ilay renirano mandalo an’i atsaoka amin’ny tetezana io, hoy ny hafatra niparitaka omaly. Mihoatra ihany koa ny reniranon’Andromba ilay mandalo eo ambony politeknika, raha ny tatitra. Vokany, tanimbary amin’ny hekitara maro no difotry ny rano. Olona 2 no lasan'ny rano ka mbola tsy hita hatramin'izao, hoy io hafatra niparitaka io. Tena miakatra ny rano amin’ny faritra maro toy ny eny ambany tanàna raha ny eto Antananarivo, fa tena betsaka ihany koa ny any amin’ny Faritra no lasibatra, toy ny any Toamasina. Entanina hatrany ny rehetra ho mailo.
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT