Ambatoharanana, Ambodimerina Andrainjato

Lehilahy lehibe iray no maty an-drano Lehilahy lehibe


  • Alarobia 26 Febroary 2025

iray no maty an-drano tao amin’ny fokontany Ambatoharanana, Ambodimerina Andrainjato,

raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Hatramin’ny marainan’ny omaly dia tsy nisy fianakaviana na olona nahafantatra ity lehilahy ity. Tonga teny an-toerana ny polisy. Tsy nisy namantarana azy koa teny aminy, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany. Andrasana ny fivoaran’ity raharaha ity, araka izany.
Nangonin’i J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT