Actualités

AMBANJA Vehivavy iray maty tao amin’ny toeram-piasany


  • Alakamisy 23 Martsa 2023

Vehivavy iray 26 taona no hita faty tao amin’ny toeram-piasany tao amin’ny Centre hospitalier de district ao Ambanja ny talata 21 ;artsa lasa teo.

Rehefa nataon’ ny dokotera sy ny polisy ny fitiliana ny razana dia hita fa aretim-po no nitarika ny fahafatesin’ity vehivavy ary mbola nanamafy ny dokotera izay mpiara-miasa aminy fa efa nanana olona amin'ny resaka fo io vehivavy maty io. Taorian'ny fitiliana natao moa dia natolotra ny fianakaviana ny razana. Caissière moa no asan’ity vehivavy namoy ny ainy raha araka ny loharanom-baovao azo.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT