Actualités

AMBANIALA ITAOSY Renim-pianankaviana iray maty an-drano


  • Talata 21 Febroary 2023

Renim-pianakaviana iray mananon-tena manodidina ny 45 taona teo ho eo omaly atoandro tokony ho tamin’ny 12 ora

sy 30 no fantatra fa latsaka tampoka tany anaty rano raha iny handeha hody hamonjy ny tokantranony iny. Teny Ambaniala Itaosy no nitrangan’izany ao anatin’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano. Nandeha irery izy hoy ny vaovao ka tsy nisy nitazona. Nandeha sy niely rahateo ny feo fa manana aretina mitaiza ity Renim-pianakaviana ity ka nihetsika izany. Efa latsaka tao anaty rano elaela moa ity Renim-pianakaviana ity vao nisy nahita ka nafoy hatramin’ny ainy. Nentina namonjy ny hopitaly ihany izy niala nenina saingy indrisy. Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT