ALONDRANO ANY ATSIMO

Tafakatra 4 metatra ny haavony


  • Talata 10 Oktobra 2023

Nahazo filazana fampitandremana miloko mena ny faritra Andrefana sy Atsimon’ny Nosy nanomboka omaly momba

ny haavon’ny alon-drano. Tafiditra ao anatin’izany ny faritra Menabe, Atsimo Andrefana, Androy, Anosy, Atsimo Atsinanana ary ny tapany Atsimon'ny faritra Melaky. Tombanana ho 2m ka hatramin'ny 2,5m hatramin’ny omaly ny haavon'ny onja nanomboka teo Maintirano ka hatrany Morombe ary 3m hatramin'ny 4m teo Morombe hatrany Farafangana. Ankoatra ny fiovaovan’ny toetr’andro moa dia tsy mbola fantatra mazava izay tena antony mampiakatrabe ny onjan-dranomasina tahaka izao. Na izany aza efa mandeha ny fanentanana ny rehetra mba hanaraka ny toro-marika omen'ny manam-pahefana isan-tokony hisorohana ny loza mety hitranga. Anisan’izany ireo mpiandriaka ….
Pati
Legende : Mampatahotra tahaka izao ny haavon’ny alon-drano any amin’ny faritra Atsimon’ny Nosy !

SARY FANEHOANA
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT