ALINA MIFAMPIZARA, TOP RADIO 102.8 FM

Hanomezana fahafahana antsika mpihaino hitantara ny zava-misy


  • Zoma 14 Febroary 2025

Tsy mitsahatra ny mitady izay fomba hanomezana fahafaham-po antsika mpihaino ny TOP RADIO FM 102.8.

Anisan’ireny ny fisian’ilay fandaharana Alina Mifampizara isan-kariva manomboka amin’ny 07 ora mandramaraina, manomboka ny andron’ny Alatsinainy ka hatramin’ny Zoma. Hitantaranao ny zava-mitranga eny amin’ny faritra misy anao toy ny lozam-pifamoivoizana, ny vaky trano, ny fanendahana sy ny maro hafa no tanjona amin’izany. Eo ihany koa ny mba hakanao hevitra sy toro-lalana raha misy zavatra maika ilainao, tahaka « Pharmacie de Garde », laharan’ireo vonjy taitra, ny pompier, ny polisy, ny zandary sns… Ny laharana 034 14 102 80 , ny 033 14 102 80 no hahafahana mifandray amin’ireo tompon’andraikitry ny fandaharana na koa ny whatsapp 032 11 102 80.
Pati
Legende : vonona handray antsika mpihaino sy mpankafy hatrany ny top radio fm 102.8 !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Talata 05 Mey 2026

«Mila lalàna afaka manasoa

  • FIARAHA-MIASA
  • Talata 05 Mey 2026

Influenceurs miisa 7 lasa any Rosia

  • Tontolo iainana,
  • Talata 05 Mey 2026

tanora, angovo azo havaozina

  • Alaotra Mangoro
  • Talata 05 Mey 2026

Misokatra ny taom-piotazana,

  • Fanorenana ny
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

fandriampahalemana

  • Depiote Naivo Raholdina
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

Voasambotry ny mpitandro ny filaminana…

Hijery ny tohiny
FTT