ALASORA-GRANDE MOTTE

Hiara-hiasa eo amin’ny sehatry ny fanatanjahantena


  • Zoma 08 Desambra 2023

Nihaona tamin’ny Ben'ny tananan'i La Grande Motte, Atoa Stéphan Rossignol,

sy ny Ben’ny tananan’Alasora Atoa Jimmy Randriantsoa. Tao amin'ny Hôtel de Ville La Grande Motte no nanatontosana ny fihaonana omaly, izay marihina fa niompana tanteraka tamin’ny fampandrosoana ny tanana, amin’ny lafiny rehetra. Na izany aza nataon’ izy ireo laharam-pahamehana kosa ny fampifandraisana ny EPP ao Grande Motte sy ny EPP ao Ambodivondava Alasora. Fantatra ihany koa fa mety hisy ny fiaraha-miasa eo amin'ny lafiny lalao ara-panatanjahan-tena Football , Rugby , Basketball izay mampiavaka sy mampalaza an’Alasora. Nisaotra ny Ben'ny tananan’i La Grande Motte ihany koa ny Ben'ny tananan’Alasora tamin’ireo fanamiana azon'ny polisy kaominaly avy any amin'ny polisy monisipaly La Grande Motte. Raha bangoina dia tena manga ny fiaraha-miasan’ny roa tonta. Pati
Legende : Nandritra ny fihaonan’ireo Ben’ny tanana roa tonta !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT