Alarobia sy Ivandry

Nanatanterahana asa famindrana zotra mpamatsy herinaratra


  • Alatsinainy 04 Martsa 2024

Nanatanteraka asa famindrana zotra mpamatsy herinaratra teny

Alarobia sy Ivandry ny teknisianin’ny Jirama ny sabotsy. Na dia andro fakana aina any an-trano aza dia miasa foana ny ekipa teknika, hoy ny fampitam-baovao. Nisy ny fahatapahan'ny herinaratra teny amin'ny manodidina nandritra ny asa fanamboarana. Hiverina kosa ny famatsiana herinatrana raha vao vita ny asa, hoy hatrany ny fampitam-baovao ny sabotsy teo.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT