Alakamisy Fenoarivo

Tsy tana ny an’ilay lehilahy nisaoty avy eny ambony «pylône »


  • Zoma 16 Aogositra 2024

Lehilahy iray no niakatra teny amin’ny tendrony farany amin’ny Pylône iray teny akaikin’ny CEG Alakamisin’ny

Fenoarivo ny tolakandron’ny alarobia teo mba hamonoany tena. Rehefa tafakatra tena an-tampony, dia nitsambikina mba hanatanteraka ny fikasany. Taorian’ny fianjerany, nentin’ny fianakaviany namonjy hopitaly haingana izy. Ora vitsy nefa dia niala taminy ny ainy ka maty izy, raha ny vaovao ofisialy. Somary mampametra-panontaniana ihany hoe : dia tena tsy nisy afaka nandray andraikitra nisakana ve ? Nisy ihany mantsy ny olona nahavita naka sary ny fihetsiny. Asa na inona loatra no nahatonga ity ranamana ity nisafidy lalan-kafa tahaka izao ? Mirary fiononana ho an’ny fianankaviany.

Nangonin’I Toky R


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT