Ala eto Madagasikara

Nahitana karazam-boalavo vaovao


  • Alakamisy 01 Febroary 2024

Nahitana karazam-boalavo vaovao indray ny ala eto Madagasikara,

raha ny tatitra navoakan’ny revio siantifika “Molecular Phylogenetics and Evolution" omaly. Fikarohana natao tamina karazam-biby miisa 124 tamin’ny ala ao avaratry ny nosy no nahitana izany. "Eliurus" no anarana siantifikan’ity karazam-boalavo vaovao ity ary mampiavaka azy ny rambony voloina, hoy ny fanazavana. Ny fikarohana momba ny firazanana na ADN na “lignage” na “séquençage génétique” fa eo koa ny lafiny endrika sy fiforonana, izany hoe “morphologie” no nahafahana nanamarina fa karazana na “espèce” vaovao indray ity voalavo vao hita vao haingana ity, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT