Akatoky ny fety

Nitohana fatratra sahady ny fifamoivoizana


  • Talata 25 Jona 2024

Toy ilay taorian’ny fitokanana Miami tany Toamasina izay tsy nanala

ny fako tao an-tampon-tanàna ihany dia tsy namaha ny fitohanan’ny fifamoivoizana teto Antananarivo ihany koa, raha ny hita hatramin’ny omaly aloha, ny fisian’ity atao hoe teleferika ity. Akatoky ny fety moa. Nitohana fatratra sahady ny fifamoivoizana. Saika taraiky teo amin’ny ora 2 fara-faha keliny teo daholo ny natao, hoy ny fahasorenan’ireo naneho hevitra. Tsy maraina, tsy atoandro, eny ny alina dia mbola nahitana izany fitohanana izany. Asa indray izay hiseho amin’ity 25 jona ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT