Actualités

Akademia Miaramila Antsirabe Andiany maromaro nivoaka omaly


  • Zoma 28 Aogositra 2020

Tontosa omaly alakamisy 27 aogositra 2020 ny lanonana fanolorana ny mari-pahaizana ho an’ireo andiany nahavita fiofanana tao amin'ny Akademia Miaramila Antsirabe,

 

 

 

 dia ny andiany mivantana faha-41, ny andiany iraisam-piadiana faha-21, ary ny andiany manokana faha-25 mpianatra ho manamboninahitra mpanamory. Teo ambany fitarihan'ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jeneraly Rakotonirina Léon Richard sy ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena ny Jeneraly Ravalomanana Richard.

 

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT