Actualités

Air Madagasikara Efa miverina amin’ny laoniny


  • Alakamisy 06 Aogositra 2015

Ankoatra ny olana ara-teknika izay manadala matetika ny zotram-piaramanidina ataon’ny Boeing 737 -300 an’ny kompania

 

Air Madagasikara dia efa azo lazaina fa miverina amin’ny  laoniny tanteraka ny fifamoivoizan’ny  fiaramanidina eny Ivato.Efa  miasa avokoa ireo  mpiasa rehetra ao amin’ny Air Madagasikara ary manodidina ny 10 isan’andro eo  ho eo ny  zotra mifamezivezy eny an-toerana.Momba ny latsakemboka  Cnaps sy ny hetran’ny  mpiasa dia efa manomboka milamina  avokoa izany  ankehitriny, araka ny tatitra nataon’ireo  mpiasa sendra anay.

 

Andry Ratovo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT