Actualités

Ady tany ao Andranonahoatra Sahirana ny ben’ny tanàna


  • Alarobia 16 Aogositra 2017

Tany mirefy 92a72sa21dm2 antsoina hoe « La reunion » TN°11.069-B etsy

 Ambohimamory Ampitatafika indray no ifandroritan’ireo mponina ao amin’ity fokontany ity sy ny olona iray milaza ho tompon’ny tany, raha ny fanazavan’ny ben’ny tanànan’Andranonahoatra, Rasamison Hajaniriana, ny alatsinainy teo. Raha ny taratasy milaza ho tompon’ny tany eto am-pelatanan’ny kaominina, hoy ity ben’ny tanàna ity, dia ara-dalàna fa an’ny milaza azy ho tompon’ny tany tokoa ilay tany. Misy ireo mponina kosa anefa milaza ny tsy maha ara-dalàna izany ka dia miandry izay porofo avy amin-dry zareo ihany koa izahay mialoha ny andraisana fanapahan-kevitra. Nitaraina moa i Edmond Randriamanantena, izay voalaza ho tompon’ny tany, fa rehefa tsy manam-bola ve, dia na ny efa fananan’ny tena aza mety ho votsotra ? Efa nigadra 2 taona ihany koa ny tenany, raha ny fanamarihany, vokatry ny nafitsok’ireo mahitahita. Nanaiky ny fampiatoana ny fanefena ilay tany, izay navoakan’ny fiadidiana ny kaominin’Andranonahoatra, ny zoma teo ihany koa ny tenany mandra-pilamin’ny raharaha.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT