Actualités

Ady hevitra politika ao amin’ny Carlton Misy tsy handray anjara ny kandida sasany


  • Alarobia 22 Jolay 2015

Anio no ho tanterahina ao amin’ny hotely Carlton Anosy ny adi-hevitra hoan’ireo mpilatsaka ho fidiana ben’ny tanŕna eto an-drenivohitra

 

. Ny Friedrich Ebert no  mikarakara  izany  ady hevitra izany  mba natao indrindra hanehoan’ireo kandida tsirairay avy ny fandaharan’ asany sy ny fahitan’izy ireo ny toe-draharaha politika  eto Madagasikara. Ny  mpanao gazety Lova Rabary  Rakotondravony izay tonian-dahatsoratry ny gazety  mpiseho  isan’andro l’Express de Madagascar no hanentana ny ady hevitra ka samy haneho  ny fomba fijeriny ny raharaha politika ireo kandida. Malalaka koa ny  kandida tsirairay na handray anjara  amin’ny ady  hevitra na tsia. Misy amin’ireo kandida  mantsy no mihevitra  fa tsy fotoan’ny resabe intsony izao fa efa be izay vita izay  fa kosa fotoan’ny asa ka anjaran’ny  mpifidy indray  no mitsara sy maneho izay mety  ho fahitany  izay mety ho dikan’izay  fihetsiky ny  kandida tsirairay izay.

Andry Ratovo 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT