Actualités

Ady amin’ny kolikoly Tsy miandry fitarainana intsony ny Bianco


  • Alakamisy 17 Jolay 2014

Manomboka izao dia tsy miandry fitarainana intsony ny Bianco fa raha vao mahatsikaritra tranga

miendrika kolikoly izy ireo dia handray an’izany an-tanana avy hatrany, miroso haingana amin’ny fanadihadiana, indrindra eo amin’ny fanadinam-panjakana. Fantatra io nandritra ny tatitry ny asa vita momba ny ady amin’ny kolikoly nataon’ny Bianco Mahajanga tao anatin’ny enim-bolana voalohany tamin’ity taona 2014.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT