Actualités

Ady amin` ny kolikoly Nihena ny tetibola natokana ho an` ireo rafitra mpanara-maso


  • Zoma 10 Jolay 2020

Tao anatin` ny fanadihadiana mahakasika ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana nataon` ny firaisamonim-pirenena CCOC, dia tsikaritra fa nihena ny tetibola natokana ho an` ireo rafitra mpanara-paso (OCFP) sy ireo izay miady amin` ny kolikoly (ILCC).

 

 

 “Manoloana izao vanim-potoan` ny krizy izao. Mitombo isa hatrany ny trangana fanodikodinam-bola sy kolilkoly ka manana andraikitra lehibe mahakasika izany ireo OCFP sy ILCC. Ankoatra ny sampandrahatra misahana ny fitsirahana anatiny (Direction de l`audit interne), nahitàna fihenana ny tetibolan` ireo rafitra maro samihafa, ka mihiba -49,9% izany ho an` ireo fandaharan`asa mpanara-maso ivelany ny tetibolam-panjakana. Marihana fa ireo OCFP sy ILCC dia miantoka ny 0,2% ao amin` ny tetibola ankapobeny raha 0,3% tao anatin` ny LFI 2020” hoy hatrany ny CCOC

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT