Actualités

Ady amin` ny kolikoly Hokitihana ny lalàna mifehy ny PAC?


  • Zoma 03 Jolay 2020

Araka ny loharanom-baovao eo anivon` ireo fiarahamonim-pirenena sasantsany misahana ny ady amin` ny kolikoly sy mikatsaka ny mangarahara, ny tamberin’andraikitra ary ny fahitsiana, dia mikasa hikitika ny lalàna mifehy ny PAC (Poles Anti-Corruption) ny governemanta kanefa dia tsy misy akory fampilazana sy fakan-kevitra ataony.

 

 

 

 

 Mitaky fanazavana avy amin` ny Filohan` ny Repoblika, ny praiminisitra ary ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny ny fiarahamonim-pirenena ary manao antso avo amin` ny depiote sy ny loholona mba tsy hifidy izany fanitsiana izay vaomabara fa “fambara loza”. Raha ny fantatra hatrany dia mbola an-dalam-pandinihina tamin’ny ora nanoratana ny lalàna mikasika ny « pole anti-corruption » eo anivon` ny Antenimieram-pirenena.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT