Actualités

Ady amin` ny fiovaovan` ny toetry ny andro Manana anjara toerana lehibe ny Bambou


  • Alarobia 03 Jona 2020

Hampidirana anisan` ireo hazo ho voalena amin` ny taom-pambolena nasionaly manaraka ny Bambou, araka ny fampitam-baovao navoakan` ny ministeran` ny tontolo iainana sy ny ala (MEDD).

 

 

 Ity zavamaniry ity tokoa dia mahaliana satria afaka mifangaro amin` ireo hazo samihafa. Ankoatra izay, vetivety dia mitombo ny Bambou satria ao anaitn` ny telo taona dia efa matotra raha toa ka miandry 10 taona kosa ny “acacias” sy ny “eucalyptus”. Ny Bambou rahateo dia tombony lehibe amin` ny ady amin` ny fiovaovan` ny toetry ny andro. Bambou iray hektara dia afaka mitahiry entona manempotra 62 taonina hatramin` ny 90 taonina isan-taona rahatoa ka 15 taonina monja isan-taona ireo zavaminiry hafa.

 Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT