Administratera sivily 27 mianadahy no nanao fianianana tetsy amin’ny Fitsarana Anosy omaly mialoha ny handraisan’izy ireo asa
Nivoaka tao amin’ny Sekoly fanofanana mpiasam-panjakana ambony na ENAM izy ireo, ka ny 14 hiasana fitantanan-draharaha eo anivon’ny minisiteran’ny Atitany raha ho eo ambany fitantanan’ny minisiteran’ny asam-panjakana, ny asa ary ny lalàna sosialy kosa ny 13 ambiny.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.