Actualités

67HA Nataon’ny CUA be fandroaka ireo takelaka samihafa


  • Alatsinainy 22 Aprily 2024


Nataon’ny eo anivon’ny Kaominina Antananarivo be fandroaka ireo takelaka samihafa mipetraka eny amoron-dàlana teny 67HA ny faran’ny herinandro teo. Tafiditra tao anatin’izany ireny famantarana ny mpanao cash-poin, salon de beauté, vulca, mpanao fanalahidy sy ny maro hafa. Matoa tonga amin’izany, dia heverina fa misy ny tsy fanaraham-pitsipika hitan’ny kaominina. Ny resaka takelaka dokam-barotra ihany koa dia misy vola tokony hiditra amin’ny kaominina raha ireny mipetraka tsy mihetsika ireny ka asa na nampitoviana sokajy aminy itony natao be fandroaka itony na antony hafa mihitsy?
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT