5 andro niverenana nitondra

Miverina mamaivay indray ny delestazy


  • Zoma 22 Desambra 2023

Delestazy! Ilay olana isan’ny goavana eto amin’ny firenena nanenjehan’izao

fitondrana izao fatratra ny fitondrana teo alohany na ny fitondrana Rajaonarimampianina. Nampanantena moa tamin’ireny fotoana ireny, 10 taona lasa izay, ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina fa anaty 6 volany fara-faha elany no foana eto amin’ny firenena ny delestazy saingy tsy nety voavahany izany tapitra ihany ny fotoam-piasany. Tonga teo amin’ny fiandrianany kosa ary ny fitondrana Rajoelina nanomboka ny taona 2018. Nampanantena fa 3 volana izany no ho voavaha. Nivadika ho 10 volana indray tany amin’ny fitetezam-paritra hafa. Nialohan’ny niafaran’ny fotoam-piasana farany teo dia iny niaraha-naheno iny ny hoe any amin’ny 2028 any ho any. 5 andro niverenana nitondra izy izao. Miverina mamaivay indray ny delestazy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT